|
|
|
|

Entrée1  olona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Teny ilazana ny toetra amam-pomban' ny olombelona (jer. io teny io): Ny fanahy no olona
4  Teny ilazana ny olombelona tsy voafetra mazava na ny toetrany na ny isany: Misy olona mitady anao ao an-tokotany
5  Vahoaka: Olona re izay tao an-tsena tao izay
6  Amin' ny fitenin' ny ankizy, teny entiny milaza ny tenany: Manko ny olona vonoin' i Koto ô! [1.1]
Explications en anglais  7  a person, somebody, a human being. Olo is used in the provinces. [mal. And other dialects orang, amboyna malona and malono.] [1.2]
8  a human being, man; someone [1.7]
Explications en français  9  homme, personne; quelqu'un [1.8]
Exemples  10  Ireto olona tokony ho mpifandrafy. [2.499]
11  Vazimba no maromaro teto, olom-pohy [2.48]
12  Nanomboka ny fisamborana ny olon' antoko. [2.472]
13  ka ny olon-drehetra dia samy mody amy ny havany avokoa. [2.48]
Morphologie 
14  Simple :
Dérivés 
15  Verbes passifs :
16  Noms :
Analogues  17  olom-banona, fototr' olona, olom-boantsongo, tsongoin' olom-bolo, manam-panahy, voahangy tsy arahin-katina, heni-kaja, tsy voavidim-bola, androvo, faikan' olona, lamokan' olona, tsaikan' olona, fatritran' olona, farafaikan' olona, karin' olona, abilin' olona, kitoatoan' olona, alikan' olona, olona tsy vanona, amboan' olona, fakon' olona, kolokolon' olona, bandro, amboafitritra, fotsy fanahy, olona lany hasina, olona lany henatra, olona tsy manjary, olona tsy vaky atatra, olona tsy vaky afero, tsy valahara, afa-baraka, afa-boroka, tsy manan-kenatra, olona mamoa fady, mavoin-tena, tsy misangy hajan-tena, mialabara-tena, maniva tena, manary ilo mby an-doha
Mots composés 
Phytonymes 
Titres  23  Ilay Olona faha-8 (Rapatsalahy Paul)
24  Ilay olona feno holatra (Rapatsalahy Paul)
Proverbes  25  Proverbes contenant le mot olona
Article  26  Randzavola: olona ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  27  naolo, olona

Mis à jour le 2023/05/15