|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ohatra
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  Fakan-tahaka: Ireto soratra ireto no omeo hataon' ny mpianatra ohatra rehefa manoratra izy ~ Manomeza oha-pitondran-tena tsara ianareo mpitondra [1.1]
4  Sary vita amin' ny taratasy izay akana tahaka antin' ny didin' akanjo hatao: Ento any amin' ny mpanjaitra ity, fa ity no ohatr' ilay akanjo hodidiana ho any [1.1]
5  Filazana an-tsary, fanoharana: Sary an' ohatra no anaovana ny olona saro-tahotra hoe "rano an-dravina [1.1]
6  Zavatra foronina mba hanazavana na hanamarinana fitsipika na hevi-teny iray: Manomeza ohatra iray momba ny fisintonan' ny tany ny zavatra rehetra halavitina azy [1.1]
7  Andrana: Nataoko an' ohatra fotsiny iny kabary iny fa tsy iny akory no tena izy. [1.1]
Explications en anglais  8  Measure, comparison; a parable, a proverb. [mal. Sukut. For omission of s see ony, a river etc.] comp. hoatra (I., II.). [1.2]
9  A measure; a comparison; an example [1.7]
Explications en français  10  Mesure, patron, modèle, exemple, comparaison, similitude, figure: Inty ny ohatry ny pataloha hataonao ho ahy (Voici la mesure, le patron du pantalon que vous me ferez) ~ Inty ny ohatry ny soratra tsy maintsy hataon' ialahy lay ity ( Voici le modèle de l'écriture que tu dois faire) ~ Diso ohatra ny fananarana nataony azy (La réprimande qu'il lui a faite dépasse la mesure) [1.3]
11  Qui peut être comparé, comparable, semblable: Ohatra amin' iza izay jamba am-panahy? Ohatra amin' izay tena jamba ( A qui peut-on comparer celui qui est aveugle d'esprit? On peut le comparer à celui qui est vraiment aveugle) ~ Ohatra an-draibeny io zazalahy io (Ce garçon est semblable à son grand-père) [1.3]
12  Exemple, comparaison; parabole [1.8]
Dérivés 
13  Verbes actif :
14  Verbes passif :
15  Verbes relatif :
16  Noms :
17  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)23  ohatra
Partie du discours  24  préposition
Explications en malgache  25  Enti-milaza ny fitoviana ara-pampitahana, ara-tsary: Miolikolika ohatra ny bibilava ity renirano ity ~ Ohatra an-dRaibeny ity zaza ity [1.1]
26  (misy manoratra ity teny ity "hoatra"; raha ny marina, dia teny iray ihany ity teny mpampiankina sy ny anarana ohatra fa ny tsindrimpeo fotsiny no samy hafa toerana, mitovy tsy misy valaka amin' ny tahaka sy tahàka; araka izany, dia tsy tokony ho namoronana teny iray vaovao hafa hatao teny mpampiankina fa ny anarana ohatra ihany dia ampy) [1.1]
Autres orthographes  27  hoatra
Analogues  28  Tahàka, mitovy, mova tsy, sahala amy, toa, toy ny
Mots composés 
Proverbes  40  Proverbes contenant le mot ohatra
Tableaux et planches  41  Toutes les prépositions

Anagrammes  42  ahotra, haotra, harato, hoatra, ohatra, taharo

Mis à jour le 2023/08/11