|
|
|
|

Entrée1  mipetraka (petraka)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  mitombina (eo ampitombenana na efa tafatombina): Mipetraka eto ambony seza tompoko! / Tsy azo atao ny miarahaba manala satroka raha mipetraka
4  mitoetra, monina: Mipetraha any ambanivohitra izy
5  Ankinina amin' ny olona na banky: Vola mipetraka [1.1]
Explications en anglais  6  to be at rest [1.2, 1.7]
7  to sit down, to perch [1.2]
8  to sit [1.7]
Explications en français  9  être assis [1.3, 1.8]
10  s'asseoir [1.3, 1.8]
11  être placé, posté
12  être destitué, renvoyé
13  habiter, séjourner [1.3]
Exemples  14  Ny anankiray mipetraka, ary ny iray mandry. [2.324]
15  mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra. [2.470]
16  Rahefa tsy miasa dia mandehandeha fotsiny eny no ataony, na mipetraka miresaka sy mifampijery. [2.472]
Morphologie 
17  Présent :
18  Passé :
19  Futur :
20  Impératif :
Analogues  21  mitombina, mitalapetraka, mitorovoka, manao torovok' amboa, misoketraka, misolaketraka, misondretaka, misonanina, misonanaka, mitorevaka, mianinanina, mihaminkamina, mivalaketraka, mitaboretaka, mibelaka, mibalelaka, mitsivelatra, mitsivetraka, mitakoko, mamitsaka, mitampisaka, mivalandotra, miampatra, miarinarina, miemonemona, miainginaingina, mininginingina, miteronterona, mitemontemona
Mots composés 
Proverbes  23  Proverbes contenant le mot mipetraka

Anagrammes  24  ampetrika, mipetraka, mpiretaka, mpiteraka

Mis à jour le 2023/01/20