|
|
|
|

Entrée (1/2)1 masonkarena
Mots élémentaires  2maso, 3harena
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5 Izay lany rehetra tamin' ny nahazoana sy nanamboarana zavatra iray amidy: Tsy azoko amidy efajato ariary io latabatra io satria dimanjato ny masonkarena taminy [1.1]
6 fitambaran'ny saram-pividianana sy ny saram-panodinana [1.13]
Explications en anglais  7 the cost price; capital used in business [1.7]
Explications en français  8 prix de revient; capital investi dans une affaire [1.8]
9 prix de revient [1.13]
Exemples  10 Nisondrotra ny masonkarena tamin' ny fanaovam-boky. [2.356#]
Vocabulaire  11 Economie: finances, gestion
Proverbes  12 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)13 Masonkarena
Mots élémentaires  14maso, 15harena
Partie du discours  16 nom propre (ethnonyme)
Exemples  17 Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny Beminono, ny masonkarena ary ny Dimanjehy. [2.508]
Vocabulaire  18 Géographie: pays, peuples

Anagrammes  19 masonkarena, Masonkarena

Mis à jour le 2025/11/02