|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manongotra (ongotra)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Manala hatramin' ny fakany: Nisy nanongotra lahy ilay zanakazo namboleko [1.1]4  manala amin'izay toerana nitsatohany [1.13]
Explications en anglais  5  to pluck up by the roots. [1.2]6  to pull up by the roots [1.7]
Explications en français  7  arracher, déraciner [1.8]8  arracher [1.13]
Exemples  9  Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany. [2.472]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Illustrations 
14 

Entrée (2/2)15  manongotra (tongotra)
Partie du discours  16  verbe actif
Explications en malgache  17  Mandray amin' ny tongotra [1.1]
Explications en français  18  saisir par le pied [1.3]
Morphologie 
19  Présent :
20  Passé :
21  Futur :
22  Impératif :

Mis à jour le 2023/04/10