Entrée (1/2) | 1 mafana |
Radical | 2 fana |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsy mangatsiaka, tsaroana fa somary mahamay: Efa mafana ny rano Mahatonga ny tena hahatsiaro hafanana, madisadisa ohatra ny tenehina: Mafana izany andro izany Mitana hafanana, manome hafanana: Akanjo mafana Sady betsaka no mihetsiketsika fatratra: Mafana ny asa atỳ avaratra atỳ, izany! Enti-milaza olona mampiseho fahazotoana, fahavitribitrihana amin' ny asa ataony (matetika anefa ny hoe mafana fo no ampiasaina amin' itỳ hevitra farany itỳ): Mafana Rangahy iny rehefa miasa |
Explications en anglais |
5 [1.2, 1.7] warm, hot |
Explications en français |
6 [1.8] chaud; qui a chaud |
Exemples |
7 sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny. [2.470] 8 Nohanina ihany, saingy nalona ela tami' ny rano mafana vao laitry ny nify. [2.472] |
Dérivés |
|
Analogues | 10 mafotaka, mangotraka, marimaritra, ngorovitsika, afa-dranompanala, mahalala tondro, matimaty, mahamay, mandevy, mavaivay, mangotraka, mandoro, mivadibadika, mampitsovaka, mahavotsotra, migaingaina, midaindaina, manevoka |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 30 Proverbes contenant le mot mafana |
Entrée (2/2) | 31 Mafana |
Mots élémentaires | 32 mafana |
Partie du discours | 33 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Vocabulaire |
34 Géographie: agglomérations |
Anagrammes | 35 afanam, amafan, famana, Mafana, mafana, manafa, namafa |
Mis à jour le 2023/05/27 |