Entrée mangotraka (hotraka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Enti-milaza rano na zavatra hafa hafanaina ka efa matanta be miketriketrika: Efa mangotraka ny tsaramaso
¶ Mandevy
¶ Mahery fo, mavitrika: Mangotraka Rakoto iny raha miasa
¶ Mafana, mirehidrehitra: Nangotraka izay kabary nataony izay
¶ Fatratra, mahafinaritra izaitsizy, kanto: Nangotraka ny kilalaonay tany an-tsaha
¶ Mandeha tsara, mahomby, mandroso: Mangotraka izao ny fiompiana kisoa
¶ Mafy aoka izany: Tandremo fa mangotraka izao ny fisavankaratra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to boil, to be boiling hot. [Vocabulaire: Physique]
¶ to be very animated [Hallanger 1973]
Définition française   bouillir, être en ébullition. [Vocabulaire: Physique]
¶ être très animé [Hallanger 1974]
Morphologie  
mangotraka
nangotraka
hangotraka
Citations  

Mis à jour le 2012/06/05