|
|
|
|

Entrée1  Madagasikara tanindrazanay
Partie du discours  2  nom propre (titre de poème) [Liste complète]
Mots élémentaires  3  Madagasikara, tanindrazana
Explications en malgache  4  [3.1] Hiran' ny MDRM, 1946. Tonony : Jacques Emma Rahamefy. Feony : Rahamefison
Vocabulaire  5  Littérature: poèmes
Auteur  6  Tonony: Rahamefy Jacques Emma. Feony: Rahamefison
Texte  7 
Texte complet 
8  I 9  Madagasikara tanindrazanay! 10  Tany saro-bidy masina sy soa; 11  Lova soa navelan' ny razanay taloha; 12  Maty ho anao no tena lazanay.
13  II 14  Isika rehetra izao akanga miara-dia 15  Tsy azo tabaina na ravana koa; 16  Ka hitomban-dahy hiasa re satria 17  Io no loharano fototry ny soa.
18  III 19  Malagasy ô, andeha hifankatia; 20  Ho mpirahalahy tena iray tam-po; 21  Ny hifankahala hatao sanatria. 22  Ka iray tokoa ny saina sy ny fo.
23  Isan' andininy 24  Mitsangàna ry tanora ! 25  Mitsangàna ka aza manana ahiahy; 26  Izao no andro sady ora, 27  Mijoroa sahia tokoa ho lehilahy.

Mis à jour le 2025/07/29