Entrée tanindrazana (tany, razana)
Partie du discours nom
Définition malgache Tany niavian' ireo razana ary ilevenany: Entina any an-tanindrazana ny taolambalon' ny olona maty any an-tany hafa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the family's ancestral land; one's home country; the fatherland [Hallanger 1973]
Définition française La patrie, la terre des ancêtres [Abinal 1888]
 le domaine familial; le pays d'où l'on vient; la patrie [Hallanger 1974]
Exemples 
1Manina ny tanindrazana aho izany! [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 173]
2Hitanao izao fahasahiranan' ny tanindrazana noho ny ady izao. [Andraina: Mitaraina, page 151]
Citations 

2016/07/07