|
|
|
|

Entrée1  liana
Partie du discours  2  adjectif
Vocabulaire  3  Emotions
Explications en malgache  4  Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny hahita an-drainy i Naivo ~ Efa liana erỳ izahay, ry nenibe, fa atombohy ny angano [1.1]
Explications en anglais  5  strongly desiring something; impatient [1.7]
Explications en français  6  avide, impatient [1.8]
Dérivés 
7  Noms :
Mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot liana

Anagrammes  12  Alain, alain', alina, anila, ilana, laina, lania, liana

Mis à jour le 2023/06/16