Entrée | 1 fahalianana |
Radical | 2 liana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Faniriana mafy, fahamaimaizana, fihoalahoalana [1.1] |
Exemples |
5 Dia injay nisy fangorahana niaraka tamin' ny fahalianana hahalala bebe kokoa nisisika tao am-pony.
[2.529#]
|
Anagrammes | 6 fahalainana, 7 fahalaniana, 8 fahalianana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |