Entrée (1/2) | 1 lamba |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 15 92 mots contenant lamba |
Explications en malgache |
16 [1.1] Zavatra anaovana ny akanjo, vita amin' ny kiran-javamaniry, toy ny rongony, landihazo, rofia, izay tadina dia tenomina, -- na amin' ny akoran-dandy izay folesina sy ahasina amin' ny ampela dia aira sy tenomina -- na amin' ny volon' ondry lava sy matevina tenomina: Lamba inona no nanaovana iny akanjonao iny? Tapadamba lavalava anisan' ny fitafian' ny Malagasy, izay ataony mandrakotra ny sorony ka asampiny amin' ny tomba samihafa: ny lehilahy manao azy fola-droa, ny vehivavy manao sampin-kaviana sampin-kavanana na sampimbalaka izay atao koahoe "tari-joro": Tsy mety, hoy ny Ntaolo ny mitafy lamba eoimason' ny tompony Fanafohezana ny hoe "lambamena": Miomana ny hamono tomba an-draibeny sy renibeny ry zareo ao atsimo |
Explications en anglais |
17 [1.2] the usual outer garment worn by the people. It is generally a piece of calico, from 4 to 5 yards long cut in two, and sewn together along the length. Also cloth in general. [It is interesting to note that in Borneo, Lamba is a yellow-flowered broad-leaved weed, from the strong fibre of which a kind cloth is made: and that the Swahili Arabs trading on the west coast in jiafotsy lamba have adopted the word as ramba] 18 [1.7] woven cloth; clothing |
Explications en français |
19 [1.8] tissu, vêtement; châle; pièce de toile qu'on porte autour des épaules 20 [1.13] tissu |
Vocabulaire | 21 Economie: vêtements |
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot lamba |
Entrée (2/2) | 23 Lamba |
Partie du discours | 24 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Mots élémentaires | 25 lamba |
Vocabulaire | 26 Littérature |
Auteur |
27 Rabemananjara Jacques |
Anagrammes | 28 balam, lamba, Lamba |
Mis à jour le 2025/08/22 |
![]() |