|
|
|
|

Entrée1  laha-pahitra
Mots élémentaires  2  lahatra, 3  fahitra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  [lahapahitra] teny lava na kabary mirehidrehitra atao amin' izay hahafinaritra fotsiny
Lahateny mirindrarindra tsara nefa tsy dia misy hevitra mafonja firy fa toa atao amin' izay hahafinaritra fotsiny [1.1]
6  kabary mirehidrehitra tsy misy drafitra mazava ka lasa poakaty [1.13]
Explications en français  7  vain discours [1.13]

Mis à jour le 2025/09/12