| Entrée (1/2) | 1 kalanoro |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Karazam-bomanga izay mena ny hodiny ary mena na mavokely ny atiny (Ipomoea batates).
[Betsileo]
[1.1] |
| Explications en français |
4 (de kala : la belle petite et noro : voeux de bonheur qu'on exprime à l'occasion de la circoncision). Nom d'une variété de patate à peau rouge et à chair également colorée de rose ou de rouge qu'on servait traditionnellement au cours d'un repas en commun de la circoncision. On l'appelle menaty, c'est-à-dire « intérieur rouge » en Imerina..
[Betsileo]
[1.196] |
| Exemples |
5 Hany heriko dia nianina tamin' ny fihainona ny tantara valamaty ataon' izay nilaza ho efa tao : betsaka kalanoro, hono, ao;
[2.471]
|
| Vocabulaire | 6 Botanique |
| Analogues | 7 kalamavo, 8 kalamena, 9 kalamongo, 10 kalavory |
| Entrée (2/2) | 11 Kalanoro |
| Partie du discours | 12 nom proverbial [Liste complète] |
| Explications en malgache |
13 Zavamananaina toa olona kely, madinika sy fohy, voalaza araka ny honohono fa mivelona any anaty hazo.
[1.1] |
| Explications en français |
14 Nom d’une naine fabuleuse censée habile dans la médecine.
[1.3#305] |
| Exemples |
15 Tsy ampy anefa ny filazana ataon' ireo efa nahita ny kalanoro.
[2.508]
|
| Vocabulaire | 16 Croyances |
| Anagrammes | 17 ankolaro, 18 Kalanoro, kalanoro, 19 loka rano |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|