|
|
|
|

Entrée1 grika
Partie du discours  2 nom ou adjectif
Explications en malgache  3Ny firenana monina any amin' ny tanin' i Gresy: Ny filozofy malaza indrindra dia ny Grika, toa an-dry Aristote, Platon, sns.
4Momba an' i Gresy, an' i Gresy na avy any Gresy: Anisan' ny mahavariana indrindra ny tantara grika.
5Anarana nomena ireo mpivaro-toaka taloha teto Madagasikara: Mamo tany amin' ny grika tany indray Rakoto. [1.1]
Explications en anglais  6a Greek. [1.7]
Explications en français  7grec. [1.8]
Exemples  8 Dia hoy izy: Mahay teny grika va ianao? [2.996]
9 Nianaran' i Benoà ny teny latina sy grika, sady nilofosany koa ny teny frantsay. [2.270]
10 Taloha dia ny grika no nanjana-tany tany amin' ny Romana ka nanome fianarana ho azy ireo. [2.643]
Vocabulaire  11 Géographie: pays, peuples
Autres orthographes  12girika, greka
Analogues  13 gresy, 14 gresy
Article  15Randzavola: Grika ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/02