Entrée | gaza | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetra fahatelo mety hananan' ny zavatra, izay tsy vaingana na tsiranoranony ka tsy bita-maso ary azo fintinina ao anaty toerana kely dia kely nefa mety hihanaka eran' ny toerana malalaka koa: Ny etona na fofon-drano dia gaza [1.1] | |
Vocabulaire | Chimie | |
Entrée | Gaza | |
Partie du discours | nom propre (biblique) | |
Explications en anglais | Gaza [2.996] | |
Gaza; [2.996] | ||
Explications en français | Gaza [2.996] | |
Exemples | ilay avy tany Gaza dia namaky an' i Jodia sy Samaria;
[1.38] | |
Vocabulaire | Ecritures Saintes | |
Citations bibliques | Chapitres et versets citant Gaza | |
Article | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Gaza | |
Mis à jour le 2022/07/18 |