|
|
|
|

Entrée1  Evanjely
Partie du discours  2  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en malgache  3 Anarana ilazana ireo boky efatra nosoratan' i Matio, Marka, Lioka ary Joany (na Jaona) mitantara ny fiainan' i Kristy no sady mirakitra ny fampianarany.
4 Ny fampianaran' i Kristy: Io Misionera io no nitory ny evanjely voalohany teto amintsika. [1.1]
Exemples  5  Vita ny vakiteny ny evanjely, dia niteny i Mompera! [2.270#]
6  Fa omena azy ny toerana sahaza azy ao amin' ny evanjely, ao amin' ny toerana nametrahan' i Jesoa Kritsy an' i Lazara, ilay vehivavy samaritana ary ny mpiandry ondry tany Bethlehema. [1.369#]
Vocabulaire  7  Ecritures Saintes
Autres orthographes  8 evanjily, evanjily
Analogues  9  filazantsara, 10  vaovaomahafaly
Citations bibliques  11 Chapitres et versets citant Evanjely

Mis à jour le 2025/11/02