|
|
|
|

Entrée1  Betsimisaraka
Mots élémentaires  2  be, tsy, misaraka
Partie du discours  3  nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache  4  Foko lehibe, monina amin' ny tandavan-demaka mahatratra 50-60 km ny sakany manaraka ny morontsiraka atsinanana hatrany amin' ny reniranon' i Bemarivo, avaratra, ka hatrany amin' ny onin' i Mananjary, atsimo (800 km eo ho eo). Mizara roa ny Betsimisaraka: ny tavaratra (Maroantsetra, Fenerivo, Soanierana-Ivongo); ny tatsimo : (Toamasina, Vatomandry, Mahanoro, Andevoranto) [1.1]
Explications en anglais  5  The name of the tribe inhabiting part of the east coast, north and south of Tamatave. [1.2]
Explications en français  6  nom d'une population de la côte est de Madagascar (ville principale: Tamatave) [1.5]
Exemples  7  Manao ahoana ny fandraisan' ny betsimisaraka azy? [2.270]
8  Nataon-dRamaromanompo renivohitr' i betsimisaraka Fenoarivo. [2.113]
9  Finaritra ianareo ? hoy ilay Betsimisara-dahy nony tafapetraka ny vahiny [2.529]
Vocabulaire  10  Histoire: clans, tribus
Morphologie 
11  Simple :
Titres  12  Les Tangalamena : Chez les Betsimisaraka de la région de Nosy Varika (Dez Jacques)
13  Ohabolana Betsimisaraka (Samson Robert)
14  Tokatoka betsimisaraka (Laimijay Joël)
15  Vocabulaire et Grammaire Sakalava et Betsimisaraka (Dalmond (abbé))
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot Betsimisaraka
Citations  17  Textes citant Betsimisaraka
Tableaux et planches  18  Mots du dialecte

Anagrammes  19  betsimisaraka, Betsimisaraka

Mis à jour le 2023/10/08