Entrée Betsimisaraka (be, tsy, saraka)
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache Foko lehibe, monina amin' ny tandavan-demaka mahatratra 50-60 km ny sakany manaraka ny morontsiraka atsinanana hatrany amin' ny reniranon' i Bemarivo, avaratra, ka hatrany amin' ny onin' i Mananjary, atsimo (800 km eo ho eo). Mizara roa ny Betsimisaraka: ny tavaratra (Maroantsetra, Fenerivo, Soanierana-Ivongo); ny tatsimo: (Toamasina, Vatomandry, Mahanoro, Andevoranto) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise The name of the tribe inhabiting part of the east coast, north and south of Tamatave. [Richardson 1885]
Définition française nom d'une population de la côte es [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Tableaux et planches Mots du dialecte
Exemples 
1Manao ahoana ny fandraisan' ny Betsimisaraka azy? [Profita: Ranary, page 75]
2Nataon-dRamaromanompo renivohitr' i Betsimisaraka Fenoarivo. [Fagereng: Tantara, page 93]
Citations 

2018/01/07