| Entrée (1/3) | 1 amana |
| Partie du discours | 2 conjonction [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Teny mpampitohy enti-mampitohy anarana na mpamaritra anarana roa, izay efa mahazatra ny olona ny mampiaraka azy: Vady aman-janaka ~ Na dia kely amana bitika aza izahay dia manana ny maha-izahay anay
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 with, together with, and. It is used between nouns or verbs, as: ray aman-dreny; mihira amana mandihy. It is also used for amy, as aman-kenatra, with shame.
[1.2] 5 used with closely related things, as: ray aman-dreny (reny) : father and mother [1.7] |
| Explications en français |
6 avec, et, sur, contre
[1.3] 7 qui sert à unir les mots apparentés; ex. : ray aman-dreny (reny) : père et mère [1.8] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 9 68 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/3) | 10 amaña |
| Partie du discours | 11 nom |
| Explications en malgache |
12 ambana, fandrahonana
[Betsileo]
[1.78] |
| Entrée (3/3) | 13 Amanà |
| Partie du discours | 14 nom propre (biblique) [Liste complète] |
| Explications en anglais |
15 Haman
[2.996] |
| Explications en français |
16 Aman
[2.996] |
| Vocabulaire | 17 Ecritures Saintes |
| Synonymes | 18 hamana, hamana, hamana |
| Citations bibliques | 19 Chapitres et versets citant Amanà |
| Article | 20 Randzavola: Amanà ao amin' ny Baiboly |
| Anagrammes | amana, Amanà, amaña, 21 Naamà |
| Mis à jour le 2025/12/13 |
|