Entrée (1/3) | 1 amana |
Partie du discours | 2 conjonction [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 Teny mpampitohy enti-mampitohy anarana na mpamaritra anarana roa, izay efa mahazatra ny olona ny mampiaraka azy: Vady aman-janaka ~ Na dia kely amana bitika aza izahay dia manana ny maha-izahay anay [1.1] |
Explications en anglais |
4 with, together with, and. It is used between nouns or verbs, as: ray aman-dreny; mihira amana mandihy. It is also used for amy, as aman-kenatra, with shame. [1.2] 5 used with closely related things, as: ray aman-dreny (reny) : father and mother [1.7] |
Explications en français |
6 avec, et, sur, contre [1.3] 7 qui sert à unir les mots apparentés; ex. : ray aman-dreny (reny) : père et mère [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Titres |
13 Angano aman-tantara : famakian-teny (Rabenandrasana Lalao François) 14 Didy aman-dalana manan-kery ampiharina amin'ny Fifidianana : Recueil officiel des lois et règlements généraux applicables en matière d'élections (Fanjakana Malagasy) 15 Fomba aman-pahendrena malagasy : Kilasy faha-4 sy faha-3 (Rajemisa-Raolison Régis) |
Entrée (2/3) | 16 amaña |
Partie du discours | 17 nom |
Explications en malgache |
18 ambana, fandrahonana [Betsileo]
[1.78] |
Entrée (3/3) | 19 Amanà |
Partie du discours | 20 nom propre (biblique) [Liste complète] |
Explications en anglais |
21 Haman [2.996] |
Explications en français |
22 Aman [2.996] |
Vocabulaire |
23 Ecritures Saintes |
Synonymes | 24 hamana, hamana, hamana |
Citations bibliques | 25 Chapitres et versets citant Amanà |
Article |
26 Randzavola: Amanà ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 27 amaña, amana |
Mis à jour le 2024/09/10 |