|
|
|
|

Entrée (1/3)1  akisa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila akisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra [1.1]
Synonymes  4  kisa
Analogues  5  tonony, vaniny, antsongony, antsontsany, antendrivary

Entrée (2/3)6  akisa
Partie du discours  7  adjectif
Explications en malgache  8  Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy [1.1]
Explications en anglais  9  affable, agreeable, playful, jocular, amusing; good, pretty, handsome. [1.2]
Explications en français  10  plaisant, agréable, bonasse, jovial [1.3]
Dérivés 
11  Adjectifs :
Analogues  12  mahatsikaiky, hatsikana, arira, satriatria, mariadriaka

Entrée (3/3)13  Akisa
Partie du discours  14  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  15  Achish [2.996]
Explications en français  16  Akish [2.996]
Vocabulaire  17  Ecritures Saintes
Synonymes  18  akisy, akisy, akisy
Citations bibliques  19  Chapitres et versets citant Akisa

Anagrammes  20  akasi, akasy, akisa, asaik, asiak, asika, ikasa, isaka, kasai, kasay, kasia, saika, sakai, Sakay, sakay, sakia, siaka

Mis à jour le 2020/07/31