Entrée | rorampiso | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | rora, piso | |
Explications en malgache | Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina [1.1] | |
Vocabulaire | Météorologie | |
Entrée | roram-piso | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | rora, piso | |
Explications en malgache | Ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy [1.1] | |
Vocabulaire | Zoologie: (en général) | |
Mis à jour le 2023/01/01 |
![]() |