Entrée | laviana | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Erika, orana madinika kely entin' ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy: Izany, rahavako, no roa lahy milanja am-betraka / ka sendra laviana miaramiropy / sendra mafana miara-mihinjaka (Raj. Tselatra) [1.1] | |
Vocabulaire | Météorologie | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2012/11/10 |
![]() |