| Entrée |
mijaly
(jaly)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Miaritra zavatra maharary mihatra aman' aina na zava-tsarotra manahirana: Mijaly mafy izy amin' io aretiny io Miandry mafy: Nijaly mihitsy aho ambara-pahatonganao
[1.1]
|
| | To suffer [1.7]
|
| | Souffrir [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany.
[2.470]
|
| 2 | Ny ankabeazan' ny olona amin' izany toerana voalazako izany no anisan' ny mijaly amin' ny fitondran-janatany.
[2.472]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mijaly |
| Passé : |
nijaly |
| Futur : |
hijaly |
| Impératif : |
mijalia |
|
|