| Entrée | miharihary (harihary) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Hita na miseho manontolo tsy misy miafinafina: Mahafinaritra ahy ity trano ity fa miharihary tsara Marina tsy ilana porofo: Miharihary izao ny fahaizany fa nahazo voalohany izy tamin' ny mpianatra zato Menatra, mangasihasy: Niharihary foana teo izy nony novakin' ny olona ny laingany [1.1] | |||||||||
| Exposed, open, manifest; fig. ashamed. [1.2] | |||||||||
| To be evident, to be plain view [1.7] | |||||||||
| être en vue; être évident [1.8] | |||||||||
| Exemples | Ary vao mainka mazava sy miharihary amin' ny eritreriny ny fahavoazany, izy io marary sy tsy mahita tory io.
[2.470] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|