| Entrée | harihary | |
| Partie du discours | nom | |
| Fisehoana tsara manontolo tsy misy miafina Hariharin-tany: tany ngazana hita miharihary noho ny tsy fisian' ny ahitra manarontsarona azy Rikarikan-tany Hariharintaolana: vatana mahia dia mahia ka hita mitrakitraky ny taolana [1.1] | ||
| Exposure. [1.2] | ||
| Exposure to view [1.7] | ||
| Exposition à la vue [1.8] | ||
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2023/08/11 |
|