Entrée | manjoko (joko) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Miondrikondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampalahelo ahy io antibavy manjoko io [1.1] | ||||||||
Exemples | Noho i Rafotsibe efa manjoko dia tsy niery taminy ilay hodi-kazo.
[2.895] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/04/09 |
![]() |