| Entrée | manetry tena | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | manetry, tena | |
| Tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona [1.1] | ||
| To humble oneself [1.7] | ||
| S'humilier, être humble [1.8] | ||
| Exemples | Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.
[2.996] | |
| Synonymes | mietry tena | |
| Mis à jour le 2023/05/15 |
|