Entrée | manarana (arana) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
[Tanala] Mampiliba, mampanao ny danin'ny kibo: K'aza aranana amin'ny ôlane ñy jaja (aza arahina amin'ny hadalany ny ankizy) [1.78] | |||||||||
Manao izay tiana, manao fiainana tsy fehezin' ny hafa fa ny sitrapony ihany: Manarana erỳ amin' ny zava-pisotro Rakoto Mamela ny hafa hanao ny sitrapony;malemy na mora loatra; rainazy: Ny fanjakana tsy anaranako havana, hoy Andrianampoinimerina. [1.1] | |||||||||
To indulge another in anything, to gratify, to satiate, to tolerate faults or failings, to be remiss in correcting. [1.2] | |||||||||
To indulge another in something [1.7] | |||||||||
être indulgent et gâter quelqu'un [1.8] | |||||||||
Exemples | hotsitsina, tsy an'iza fa ho anao, ka manarana, mihevitrevera, fa sao rodarodain'ny mpanana ka mandany kitay merika andro!
[1.296] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | manaràna (arana) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif manarana | ||||||||
[1.1] | |||||||||
[1.3] | |||||||||
Entrée | mañarana | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
[Tambahoaka] mandrotsirotsy [1.78] | |||||||||
Entrée | manarana | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Anaram-borona [1.1] | |||||||||
Halieus africanus [1.38] | |||||||||
[Provincial] A water-bird [1.2] | |||||||||
Vocabulaire | |||||||||
Nom scientifique | Halieus africanus | ||||||||
Article | Randzavola: manarana ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Entrée | manarana | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Tsirin' ny rofia izay anaovana satroka [1.1] | |||||||||
(souvent improprement écrit manarano car c'était l'appellation commerciale des chapeaux fabriqués avec les segments de ces Arecaceae, voir
manara, le na terminal est une complication orthographique que l'étymologie ne justifie pas).
On appelait ainsi surtout :
[Bezanozano] Beccariophoenix madagascariensis Jum. & H.Perrier (Arecaceae) [Betsileo, Tanala] Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. et Phloga polystachya var. stenophylla Becc. (Arecaceae) : les jeunes segments foliaires de ces deux Arecaceae fournissaient des pailles à chapeaux appréciées, mais cette industrie a disparu au moment de la première guerre mondiale. Elle avait été à l'origine de la fortune des premiers exportateurs malgaches, comme Ranarivelo. [1.196] | |||||||||
Vocabulaire | ~ | ||||||||
Nom scientifique | Beccariophoenix madagascariensis, Phloga polystachya, Phloga polystachya var. stenophylla | ||||||||
Mis à jour le 2023/08/18 |
![]() |