Entrée | mahalana (halana) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Be elanelany, tsy mifanakaiky: Nataonao mahalana loatra ny hazo nambolena ka betsaka ny ambiny tsy lany Tsy mpiseho matetika, indraindray foana: Mahalana vao mitsidika anay aty ny lehibem-paritany [1.1] | |
Tsy mateti-piseho [1.13] | ||
Explications en anglais | Far apart, not close. [1.2] | |
Explications en français | Clair-semé, espacé, qui se fait ou arrive de temps en temps [1.3] | |
Rare [1.13] | ||
Exemples | Namindra mahalana indray ilay tovolahy, nananika ny fiakarana somary mideza.
[2.529] | |
Antonymes | matetika | |
Mis à jour le 2023/02/14 |
![]() |