| Entrée | mitsitapitapy (tsitapitapy (tapitapy)) | ||||||
| Partie du discours | adjectif | ||||||
| Miatoato ny fisiany, mampoelana, hita misy dia tsy misy indray: Loharano mitsitapitapy [1.1] | |||||||
| Miatoato ny fisehony [1.13] | |||||||
| Intermittent [1.13] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|