Entrée | leo | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana [1.1] | |||||||
Has had enough and too much; disgusted Drunk [1.7] | |||||||
Qui en a assez; dégoûté [1.3] | |||||||
Ivre [1.3] | |||||||
Indisposé par un narcotique [1.3] | |||||||
Qui n'en veut plus Assoupi, étourdi [1.3] | |||||||
Morphologie |
| ||||||
Dérivés |
| ||||||
Synonymes | leony | ||||||
Entrée | leo | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
(matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho Azo toherina, resy: Tsy leon' ny vato ny riaka [1.1] | |||||||
Equalled, matched, overcome [1.2] | |||||||
Borne, sustained [1.2, 1.7] | |||||||
Supportable, à quoi on peut résister, qu'on peut surmonter ou vaincre: ~ Tsy leoko ny ataonareo (Je ne puis supporter ce que vous faites) ~ Tsy leoko ny herin' ny hainandro (Je ne puis supporter la violence du soleil) [1.3] | |||||||
Supporté [1.8] | |||||||
Dérivés |
| ||||||
Entrée | leo | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
[Bara, Tanosy] laona [1.78] | |||||||
Entrée | leo | ||||||
Partie du discours | adverbe | ||||||
[Provincial] To-day [1.2] | |||||||
Vocabulaire | |||||||
Mis à jour le 2019/08/17 |
![]() |