Entrée | leony (leo, leoka, leona, leotra, -ny) | ||||||
Partie du discours | nom leo et leoka et leona et leotra et pronom | ||||||
Entrée | leony (leo, -ny) | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany Tofoka, boboka, tohina, tola Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana Monaina (monamonaina), mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, lotika, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo [1.1] | |||||||
Has had enough and too much; disgusted; drunk ; borne, sustained; [1.7] | |||||||
Qui en a assez; dégoûté; ivre; supporté [1.8] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Dérivés |
| ||||||
Synonymes | leo | ||||||
Mis à jour le 2021/07/23 |
![]() |