|
|
|
|

Entrée joko tsoriaka mahasambo-kary
Partie du discours locution
Mots élémentaires joko, tsoriaka, mahasambotra, kary
Explications en malgache Enti-milaza olona jerena toa bonaika menamenatra, miondrikondrika, nefa hay rehefa mihetsika mahavita zava-dratsy [1.1]
Exemples Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary [1.1]

Mis à jour le 2023/10/26