Entrée | jokoina (joko) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Hatonina moramora mba tsy ho taitra ka ny tena amin' izany miondrikondrika, mivokoka:
Nojokoinay ilay mpangalatra ka azo Tilina, tsikiloina, arahi-maso: Nasain' i Dada nojokoiko iny olona iny sao mangalatra Angalarina, alaina an-tsokosoko: Nojokoin' ny sasany teto ny solomasoko [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2010/05/14 |
![]() |