|
|
|
|

Entrée himpina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpina ny tokotany
Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpina ny isan' ny mpianatra
Mitovy hevitra: feno hika ~ hiboka ~ hipoka ~ hivoka [1.1]
Autres orthographes 

Mis à jour le 2013/10/15