Entrée | himpona | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpona ny tokotany Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpona ny isan' ny mpianatra [1.1] | |
Dérivés |
| |
Autres orthographes | himpina | |
Mis à jour le 2013/10/15 |
![]() |