| Entrée | himpina | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpina ny tokotany Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpina ny isan' ny mpianatra [1.1] | ||
| Autres orthographes | himpona | |
| Mis à jour le 2013/10/15 |
|