Entrée | fijejojejoana (jejojejo (jejo)) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fampisehoana toetra tsy maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona langa; fahakasikasiana, fahamaivanan-doha [1.1] | |
Explications en anglais | Wanton or lewd conduct [1.7] | |
Explications en français | La dissipation [1.3, 1.8] | |
La légèreté, la luxure [1.3] | ||
Exemples | ka lany henatra dia navarin' ny filan-dratsiny tamin' ny fijejojejoana amam-pahalotoana rehetra.
[2.996] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |