Entrée | dabo-dela | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | daboka, lela | |
Enti-milaza ny olona matavitavy lela ka tsy afa-miteny tsara, fa raha miteny izy, dia mitrangatranga ny lelany ka tsy mahavoaka mazava ny teny lazainy ny feony fa toy ny miraikitra [1.1] | ||
[lela, the tongue] one in the habit of opening his mouth so as to show his tongue projecting and rolling a little beyond the teeth, and yet not able to speak [1.2] | ||
Mis à jour le 2024/08/13 |
![]() |