Entrée | ambatrambatra (ambatra) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [1.1] | |
Synonymes | ambatra | |
Entrée | ambatrambatra | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | [Betsimisaraka] Matsatso, zavatra tsy misy tsirony na koa tsy dia matsiro loatra [1.78] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |