|
|
|
|

Entrée ambatra
Partie du discours adjectif
 Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [1.1]
 Tongue-tied. [1.2]
Dérivés 
Synonymes ambatrambatra

Entrée ambatra
Partie du discours nom
  [Betsimisaraka] Fandri-pody, fandrika atao eo an-tanimbary mba hisamborana ireny vorona mandratra ny vary ireny [1.78]

Mis à jour le 2009/10/15