| Entrée | ambatrambatra (ambatra) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [1.1] | ||
| Synonymes | ambatra | |
| Entrée | ambatrambatra | |
| Partie du discours | adjectif | |
| [Betsimisaraka] Matsatso, zavatra tsy misy tsirony na koa tsy dia matsiro loatra [1.78] | ||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|