|
|
|
|

Entrée zaodahy
Partie du discours nom
Mots élémentaires zaotra, lahy
Explications en anglais A brother-in-law [1.7]
Explications en français Beau-frère [1.54, 1.8]
 Bon ami [1.8]
Vocabulaire 
Exemples Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady. [2.293]
Morphologie 
Simple : zaodahy, zaodahiko, zaodahinao, zaodahiny, zaodahintsika, zaodahinay, zaodahinareo, zaodahin', zaodahin-, zaodahim-
Préfixée : -jaodahy, -jaodahiko, -jaodahinao, -jaodahiny, -jaodahintsika, -jaodahinay, -jaodahinareo, -jaodahin', -jaodahin-, -jaodahim-

Mis à jour le 2024/08/13