Entrée |
zanakazo
|
Partie du discours | nom
|
Mots élémentaires | zanaka,
hazo |
Explications en anglais | (zana-kazo) young plants; the small pieces of wood used in building the sides of the wooden houses called trano kotona. Any long four-sided piece of timber cut from a young tree In the provinces it also means small round poles used in house building, or the round posts in the frame-work of a Sakalava house. [1.2]
|
Explications en français | Jeune plante, plant [1.13]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Nizara zanakazo tamin' ny olona ny lehiben' ny ala ary samy namboly ny azy avokoa.
[2.332]
|
2 | Fa ny mpanao toy ny zanakazo jinjana hariva : raha tsy malazon' ny andro aza, matisasaky ny alina.
[1.316]
|
|
|