Entrée | zafy tsy torana | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | zafy, tsy, torana | |
Enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha [1.1] | ||
Petits-fils insensibles. On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres [2.415] | ||
[ zafitsitorana ] Tous les petits fils éloignés [1.54] | ||
Vocabulaire | ||
Mis à jour le 2023/01/22 |
![]() |