Entrée |
vory
|
Partie du discours | participe
|
| Tonga miaraka eo amin' ny toerana iray: Efa vory ny mpianatra ka mitenena ianao Voangona: Be ihany ny vola vorintsika omaly. [1.1]
|
| Collected [1.2, 1.7]
|
| Assembled, gathered together [1.2]
|
| Gathered [1.7]
|
| Rassemblé [1.3]
|
| Ramassé, réuni [1.3, 1.8]
|
Exemples |
1 | Vetivety dia vory lanona izahay.
[2.643]
|
2 | Koa vory eto hianareo : inona no hevitrareo?
[2.113]
|
3 | Tsy ho-lazaina ny hamaroan' ny vahoaka vory;
[2.587]
|
4 | Vory maro dia maro ny tovolahy sy ny tovovavy.
[1.437]
|
|
Morphologie |
Présent : |
vory,
voriko,
vorinao,
voriny,
vorintsika,
vorinay,
vorinareo,
vorin',
vorin-,
vorim- |
Passé : |
vory,
voriko,
vorinao,
voriny,
vorintsika,
vorinay,
vorinareo,
vorin',
vorin-,
vorim- |
Futur : |
ho vory,
ho voriko,
ho vorinao,
ho voriny,
ho vorintsika,
ho vorinay,
ho vorinareo,
ho vorin',
ho vorin-,
ho vorim- |
|
Dérivés |
|
Entrée |
vory
|
Partie du discours | adjectif
|
| [1.1]
|
| Round, circular, globular, obstinate, stubborn Figuratively: obstinate, stubborn [1.2]
|
| Circulaire, rond, ovale [1.3]
|
Dérivés |
|
Entrée |
vory
|
Partie du discours | adjectif
|
| Manao faribolana: Tsipika vorivory [1.1]
|
Dérivés |
Synonymes | |
|
Entrée |
vory
|
Partie du discours | nom
|
| Roatra: Vorin-tsavony; vorin-dabiera [1.1]
|
| Froth, foam [1.2, 1.7]
|
| écume, mousse [1.3, 1.8, 1.196]
|
| Bave écumante [1.3]
|
| Bave [1.8, 1.196]
|
Dérivés |
|
Entrée |
vory
|
Partie du discours | nom
|
| A gun charge [1.2]
|
|
Entrée |
vory
|
Partie du discours | nom
|
| [Betsimisaraka]
(de vory (adjectif ) : rond, sphérique ; allusion à la forme des fruits).
Brochoneura vouri (Baill.) Warb. (Myristicaceae).
Les fruits de la taille d'une pomme, fournissent un beurre parfumé.
Cette matière grasse sert d'onguent pour l'entretien de la peau, son odeur très agréable, rappelle celle de la noix-muscade
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Brochoneura vouri |
|
Entrée |
vory
|
Partie du discours | nom
|
| [Bara, Sakalava]
(ou vore (orthographe de Grevé) (de la racine vory : rassemblés ; allusion aux fruits rassemblés en un syncarpe sphérique).
Chlorophora greveana (Baill.) Leandri (Moraceae).
Arbre à tronc droit lisse, laissant écouler un latex blanc.
La décoction des écorces est utilisée comme vermifuge d'après Debray
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Chlorophora greveana |
|
Entrée |
vory
|
Partie du discours | nom
|
| [Sakalava]
(de vory : bave, écume ; allusion à la saveur très amère).
Strychnos bifurcata Leeuwenb.(Loganiaceae). Réf. Service Forestier 12851.
Petit arbre, riche en alcaloïdes dans toutes ses parties.
Réputé très toxique.
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Strychnos bifurcata |
|