Entrée |
volavola
(vola)
|
Partie du discours | nom
|
| Varimasaka atao boribory mba hoentina hatao vatsy rehefa misy dia lavitra haleha: Volavolam-bary [1.1]
|
| Cooked rice made into a ball for a journey [1.7]
|
| Riz cuit mis en boules pour un voyage [1.8]
|
Analogues |
vinavina |
|
Entrée |
volavola
(vola)
|
Partie du discours | nom
|
| Enti-milaza zavatra kasaina na ampoizina hatao: Nanana volavolan-dalàna ny fanjakana [1.1]
|
| Projet; conception [1.13]
|
Exemples | Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona.
[1.320]
|
|