| Entrée | vola | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy [1.1] | |||||
| drala [1.13] | |||||
| Money in general [1.7] | |||||
| Argent; monnaie [1.8, 1.13] | |||||
| Vocabulaire | |||||
| Morphologie |
| ||||
| Dérivés |
| ||||
| Article | Randzavola: vola ao amin' ny Baiboly | ||||
| Entrée | vola | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka [1.1] | |||||
| Silver [1.7] | |||||
| Argent [1.8, 1.13] | |||||
| Vocabulaire | |||||
| Synonymes | volafotsy | ||||
| Analogues | Ag | ||||
| Tableaux et planches | Table périodique | ||||
| Entrée | vola | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| [Taisaka] Volana mpanazava alina [1.78] | |||||
| Mis à jour le 2024/08/31 |
|